Teny iditra Raborobosy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana anglisy the name of a mythical person said to have invented the art of divining by the Sikidy. See borobosy [Richardson 1885]
Famaritana frantsay [ Raboribosy ] Nom d'un devin célèbre qui apprit les Sikidy avec les Arabes, et les pratiqua le premier parmi les Hovas [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Rakiboantoandro
Ohatra Voalohany nafindra ny tamy ny Kiboandrano sy Raborobosy, dia nandika ireo amy ny olona. [Callet: Tantara, takila 86]

2013/11/25