Teny iditra rada
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitenitenenam-poana tsy misy antony; firediredena
¶ Fitenenana miahotrahotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy flutter, confusion, distraction of mind, a hasty and indistinct mode of expression. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra radarada

2010/01/29