Teny iditra radaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tanala] saobakaka: Radaka ambodikararake: havela eo migolegake halaina teo moto-maso (saobakaka ambodifantsakana havela eo miretaka: hesorina teo mivandravandra) [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano, Tambahoaka] sahomborera [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] grenouille. [David 1952 (takila R)]
Voambolana 
Teny nalaina 

2017/03/10