Teny iditra radarada (rada)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitenitenenam-poana tsy misy antony; firediredena
¶ Fitenenana miahotrahotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy flutter, confusion, distraction of mind, a hasty and indistinct mode of expression. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra rada

Teny iditra radarada
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Halavana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/04/24