Teny iditra rado
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [Richardson 1885]
Ohatra 
1Rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena? [Rabetsimandranto: Trimofoloalina]
2Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [Rajaonarivelo: Bina, takila 25]
Sampanteny 

Teny iditra Rado
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy solon' anaran' i Andriamanantena Georges [3.1]
Asa navoany Lapan' ny tananan' Antananarivo
Tsanganana sy sary iray takila Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

2018/12/01