Teny iditra | rafaralahy | |
Singan-teny | rafara ; lahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka lahy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The name given to the last-born male in a family. See Andriamparany [1.2] | |
Ohatra | Ary nony maty Andriandrantsaimasindreny, dia Rafaralahy indray zandry ny natao hifehy any Vakinankaratra.
[2.48] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Tovy hevitra | randriamparany | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rafaralahy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |