Teny iditra rafoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mora vaky, mora simba, faharefoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy fragility, tenderness, feebleness. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/02/23