Teny iditra rafozana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a parent or parent in law [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay beaux-parents [Rajemisa: Vakoka]
 beau-parent [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [Rabezandrina: Ikotofetsy, takila 39]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31