Teny iditra rafy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] ireo vadin'ny mpampirafy [Rakotosaona 1972]
 Olona manohitra ny tena, mifanao an-daniny amin' ny tena
¶ Olona mifaninana amin' ny tena
¶ Vehivavy izay alain' ny vadin' ny tena ho vadiny koa: Rafivavin-dRasoa Ravao
¶ Izay maka ny vadin' ny tena: Tsy nanaiky izy raha tsy naratrany ilay rafilahiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an adversary, a rival [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay adversaire, rival [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 
Fifanahafana  rafilahy ~ rafivavy

Teny iditra rafy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kazo madinika, fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Moesa lanceolata) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a shrub. Moesa trichophiobia, Baker. Same as Voarafy. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Moesa lanceolata, Moesa trichophiobia
Fitovian-keviteny asaboratsy ~ voarafy

2013/06/05