Teny iditra raha alina (raha, alina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny ilazana ny alin' ny andro iresahana; amin' ny alina: Mitondra fanala ny olona moka dokotera raha alina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy this evening, tonight; same as anio alina [Richardson 1885]
Mpitovy hevitra anio alina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31