Teny iditra rahakoa
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Betsileo] tahaka, sahala, toy: Ny hevetse rahakoa ny biby ko mangingiña ro andehanane (Ny hevitra sahala ny biby ka mangingina no andehanany) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra rahakoa
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Betsileo] angamba [Rakotosaona 1972]

2009/09/01