Teny iditra rahana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza vary na voan-javatra mbola tsy tena masaka tsara ka nampangotrahina mba hahamafy ny hodiny ka hahazoana mitoto azy na hanakanana azy tsy ho vaky vazana na hitsimoka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   boiled. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   bouillis, comme le riz et les grains qui ne sont pas tout à fait mûrs, afin de pouvoir les piler ou d'en empêcher la germination [Abinal 1888]
Sampanteny  
Ny bikany  
rahana
-drahana
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny rahana itý (1): Ambatofitorahana

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18