Teny iditra rahariva
Singan-teny raha ; hariva
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Afa-tsy izany, hiverina indray ny tsindrona indroa rahariva sy ny sisika. [2.4]
2Rahariva amin' ny valo ny fotoanantsika. [2.472]
3Ary rahariva, dia miangona indray, dia handro rano ny andriana. [2.48]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08