Teny iditra raha tany ka (raha, tahiny, ka)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31