Teny iditra raha toa
Singan-teny raha ; toa
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: tahiny
Ohatra Ary raha toa tsy tafaverina intsony izy telo mianaka ireny, dia ho voatana mihitsy isika, fa tena niandany tamin'ny jirika. [2.324]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27