Teny iditra | raha tsy voa tsy hendry | |
Singan-teny | raha tsy ; voa ; tsy ; hendry | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tratran' ny fahavoazana noho ny natao vao mandinika, ary tsy mamerina na manindroa intsony [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |