Teny iditra rahefa (raha, efa)
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy: Rahefa tonga izy dia ento aty amiko; 2) na zavatra fanao matetika: Rahefa misaotra izy, tsy diso ny mitsikitsiky kely [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay après, lorsque, quand [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/11/24