Teny iditra | rahomaly | |
Singan-teny | raha ; omaly | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Io no tena teny fanondroana ny omaly raha ny fotoana nisehoan-javatra no lazaina, fa ny omaly dia anarana ilazana fotsiny ny andro nialoha ny androany: Tonga rahomaly izy - Sarotra ny manadino ny omaly [2.313] | |
Fivaditsoratra | lahimaro, marolahy, mihalora, rahomaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |