Teny iditra rahona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [Richardson 1885]
 a cloud [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay nuage [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
rahona
rahoko
rahonao
rahony
rahontsika
rahonay
rahonareo
rahon'
rahon-
rahom-
raho-
-drahona
-drahoko
-drahonao
-drahony
-drahontsika
-drahonay
-drahonareo
-drahon'
-drahon-
-drahom-
-draho-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [Andriamalala: Ranomasina, takila 17]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra rahona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy fig. a threat, a menace; gilding [Richardson 1885]
 a threat, a menace [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay menace [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  rahonavis

2017/06/29