Teny iditra rahoviana (oviana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Entina manontany fotoana mbola ho avy: Rahoviana no ho tonga ny zokinao
Tsy... na na oviana na oviana: Rahoviana Rakotono mba hampisambo-bola olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy When ? (of future time) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Quand? à quelle époque? (se dit de l'avenir) [1.3]
 Quand? (temps futur) [1.8, 1.5]
Ohatra 
1Rahoviana no hatao ny fampakarana? [2.471]
2Ary rahoviana, hono, no ho vita izy ity? [2.472]
Mpanahaka  fahoviana ~ oviana ~ na oviana na oviana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20