Teny iditra raiki-pitia (raikitra, tia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tia fatratra, adalam-pitia amin'ny olona iray, lefaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Greatly beloved [Richardson 1885]
 in love, attached to someone [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay amoureux passionné [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2012/05/03