Teny iditra | raikipohy | ||
Singan-teny | raikitra ; fohy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanafohezana amin' ny teny fohy na hentitra ny andinindinin' ny fikajiana halavana... ohatra ny halavan' ny manodidina ny faribolana dia voalazan' ny raikipohy amin' ny teny frantsay hoe 2πR [1.1] | ||
Sora-pohy itadidiana zavatra [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Formule [1.13] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |