Teny iditra raingitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (Tsy fampiasa firy) Fitondrana zavajavatra tsy dia misy hilana azy loatra. (jer. Rongotra). [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (root) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Action de porter constamment, de conserver sur soi, comme les talismans. D'où mpiraingitra : le porteur de talismans. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 

2017/12/10