Teny iditra rainnyolona > rainiolona
Singan-teny ray ; olona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Artillerymen [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Les artilleurs [1.3]
Ohatra Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [2.472]
Voambolana 

Teny iditra rainnyolona > rainiolona
Singan-teny ray ; olona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The elders of a tribe or town, the chief tribe [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ rain' ny olona ] Les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [1.3]
Ohatra Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [2.48]