Teny iditra raivasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [angl. reverse] Fanatsingolohana ny basy ho mari-pisaonana mpanjaka na mpitondra ambony [Rajemisa 1985]
 used in manao raivasy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: reverse.
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31