Teny iditra raivoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny zanaka vavy eo anelànelan' ny vavimatoa sy ny faravavy, na firy na firy isany [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31