Teny iditra rajako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy
¶ Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy see Jako [Richardson 1885]
 a monkey (African) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay singe [Rajemisa: Vakoka]
 singe (africain) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpitovy hevitra jako
Lahatsoratra 

Teny iditra rajako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri) [Mittermeier: Lemurs]
Fanazavàna teny frantsay propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri) [Mittermeier: Lemurs]
Voambolana 
Anarana siantifika Propithecus diadema
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31