Teny iditra Rajaonarivelo Auguste
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy   Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) ( rajonauguste, astre) [3.1]
   Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa rajonauguste - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [Rajemisa: Fiteny 4 takila 30]
Voambolana  
Asa navoany  

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/25