Teny iditra rakibolana
Singan-teny rakitra ; volana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tahirin-tsoratra aman-tsary lehibe andra [...] [tohiny 1.66]
Ohatra 
1Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606]
2Araka ny voalazan' ny rakibolana Larousse, ny atao hoe manao kolikoly dia « mitarika olona iray nomena fahefana hanao asa mifanohitra amin' ny adidy mipetraka aminy. [4.27]
Lohateny Rakibolana frantsay - malagasy (Rakotonaivo François)
Rakibolana malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)
Rakibolana Rakipahalalana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01