Teny iditra raki-malala (rakitra, lala)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   izay rehetra tiana sy lalaina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Thoughts kept in one's own heart, and only revealed to one's most intimate and trustworthy friends. [Richardson 1885]
Teny nalaina  

Teny iditra Rakimalala
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra   Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1955
Voambolana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/13