Teny iditra rakitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny tao na
¶ Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy
¶ Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly
¶ Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rahitra no hotantazana eo am-baravarana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a treasure, a hoard. [Richardson 1885]
   a hoard, a treasure; a collection in church [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   accumulation, trésor; quête à l'église [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/03/05