Teny iditra rakotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tanala] takotra, sarona [Rakotosaona 1972]
 Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana
¶ Sarona
¶ Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a cover of any kind. See Takotra. [Richardson 1885]
 a cover [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay couvercle, ce qui couvre [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra rakotra
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana frantsay couvert [Hallanger 1974]
Ohatra Rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra: [Andraina: Mitaraina, takila 36]

2018/08/15