Teny iditra ralia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifaninanan' olona mandeha an-tongotra na fifaninanan' aotomobilina izay tsy maintsy tonga amin' ny toerana iray voatondro rehefa avy nandia fitsapana maromaro [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: rallye.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31