Teny iditra raloba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra raloba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany
Mitovy hevitra: baheza ~ sasy [Rajemisa 1985]

Teny iditra raloba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] dihin'ny ntaolo [Rakotosaona 1972]

2013/06/06