Teny iditra ramadany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [Arabo ramadana] Volana fahasivy amin' ny kalandrie miziolimanina ifadian' ny Silamo hanina, ka isan' andro hatramin' ny fiposahan' ny masoandro ka hatramin' ny filentehany, dia tsy mihinana na inona na inona izy ireo mandritra an' io iray volana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The Mohammedan fast. (Prov.) [Swa ramathani, from the Arabic.] [1.2]
Voambolana 
Ny fihaviany Arabo: ramadana.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31