Teny iditra | ra mandriaka | |
Singan-teny | ra ; mandriaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao [1.1] | |
Ohatra | " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny".
[2.472] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |