Teny iditra Ramatoa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo
¶ Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena
¶ Ilazana amimpanajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa
¶ Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina [Rajemisa 1985]
Ohatra  
1Tapitry ny mpila ve Ramatoa? [Fox: Hainteny, laharana 98]
2Fa raha Ramatoa Ramavo kosa, marina mihitsy ny tenin-dRenilezo hoe: [Rajohanesa: Kintana]
Voambolana  
Fanafohezana  
Fifanoheran-keviteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/30