Teny iditra rambasana (ramby)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Samborina tampoka ary an-keriny amin' ny nify: Norambasan' ny alika ny vody pataloan' Ibalita [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rambasana, rambasako, rambasanao, rambasany, rambasantsika, rambasanay, rambasanareo, rambasan', rambasan-, rambasam-, rambasa-
Ny lasa : norambasana, norambasako, norambasanao, norambasany, norambasantsika, norambasanay, norambasanareo, norambasan', norambasan-, norambasam-, norambasa-
Ny hoavy : horambasana, horambasako, horambasanao, horambasany, horambasantsika, horambasanay, horambasanareo, horambasan', horambasan-, horambasam-, horambasa-
Filaza mandidy : rambaso
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20