Teny iditra rambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisaritsarihana na fisampisampiana avy ao aoriana; fitazonana sy fisintonsintonana ao ivoho toy ny mitady hanaraka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny rambona

Teny iditra rambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Laniny lavalava mamarana ny vatan' ny ankabeazan' ny biby, izay azo verina ho tohin' ny hazondamosiny ihany raha jerena ny rafi-batany: Lava rambo ny omby ~ Alika bory rambo
¶ Izay rehetra mirefarefa amin' ny fitafiana na mitaritarika aoriana
¶ Ilay sisa tavela ao amin' ny rary (tsihy na satroka) ka hetezana hiala [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a tail
¶ a fringe, a train of a dress [Richardson 1885]
 a tail [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay queue [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra rambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy a fish [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra rambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] torin-jozoro na harefo na vendrana na zavatra hafa hatao tsihy na sobika [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a shrub from which the Betsimisaraka women obtain material which they make into mats [Richardson 1885]
Famaritana frantsay (de rambo : la queue des animaux). Nom donné à diverses plantes dont certains organes rappellent une queue. Ce sont surtout, suivant les dialectes :
¶  [Sakalava] Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Employé surtout en vannerie.
¶  [Betsimisaraka] Piper sp. (Piperaceae). Le spadice est comparé à une queue. Décoction administrée contre l'hématurie. Ce mot s'emploie aussi pour désigner l'éperon de certaines fleurs et notamment des Orchidées. Ainsi dans la brochure du Service Forestier : Zava-boahary Malagasy (« Espèces malgaches protégées »), 1978, on peut lire : Ny angraecum dia saika fotsy sy manan-drambo avokoa ; c'est-à-dire : les angraecum sont presque tous à fleurs blanches présentant un éperon. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Lepironia mucronata, Piper sp.

2018/08/08