Teny iditra rambondanitra (rambo, lanitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [ rambin-danitra ] A water-spout [Richardson 1885]
 [ rambin-danitra ] a waterspout, the funnel of a tornado [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay [ rambin-danitra ] trombe [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31