Teny iditra | rambon-tsaka rambon' alika | |
Singan-teny | rambo ; saka ; alika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Antso ala faditra fanao tany Antsihanaka rahefa nisy rivo-doza, mba tsy hisy rambon-danitra izay masiaka indrindra noho ny ranon' Alaotra trohiny sy avoivoiny ka mandrava izay rehetra lalovany [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |