Teny iditra ramiretaka
Singan-teny ra ; miretaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mpahazo ny kisoa, izay mahatonga azy halemy, hiretaka tsy mahajoro ary dia mahafaty azy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09