Teny iditra ramose
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [Rajemisa 1985]
Ohatra  
1Mba faly amin' ialahy ve Ramose? [Andraina: Mitaraina, takila 13]
2Fantatry Ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [Callet: Tantara]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: monsieur.
Fitovian-keviteny   mose
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/07