Teny iditra Ranaivo (ra-, ivo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  Raivo
Ohatra 
1Teto indrindra, Ranaivo, hoy Rasolo. [Rajohanesa: Kintana]
2Rambolo soa fa nidioka
ary Ranaivo ratsy fa niavona
samy kely be ditra
ka aoka hisara-potsiny ihany
[Fox: Hainteny, laharana 144]

2014/10/02