Teny iditra Ranakandriana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Jereo Anakandriana [2.588]
Fanazavàna teny frantsay Jereo Anakandriana [1.196]
Ohatra 
1Izany no atao hoe «Anakandriana na Ranakandriana. [2.588]
2Noho izany dia nino ny ranakandriana tokoa ny mpisikidy sy ny ambanilanitra. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/31