Teny iditra Ranavalona I
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Ranavalomanjaka I (±1782-1861/08/16, manjaka 1828-1861)
¶ Araka ny hafatr' Andrianampoinimerina dia Imavo, vadiben-dRadama no nandimby an-dRadama. Zafin' olo-mirahavavy Radama sy Imavo ary samy notezain' Andrianampoinimerina. Rehefa nanjaka Imavo dia niova anarana hoe Ranavalomanjaka, dia nampamonoina ny havan-dRadama sy ny olon-tiany izay nataony fa hanelingelina azy amin' ny fanjakana... [Fagereng: Tantara]
Voambolana 
Sary 

2014/11/16