Teny iditra ranavavy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [ rañavavy ] [Taisaka] vavy antitra, antibavy, rafotsy [Rakotosaona 1972]
   [ rañavavy ] [Tanala] vavy antitra, rafotsy [Rakotosaona 1972]
   vaviantitra [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   [Provincial] an old woman [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   vieille femme [SLP: Voambolana]

Teny iditra ranavavy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   mpanjakan-tantely [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   reine d'abeille [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra ranavavy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bezanozano] reny omby, omby vavy [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a cow with no hump [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09