Teny iditra randranketsa
Singan-teny randrana ; ketsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Randram-bolo betsileo miendrika ketsa maniry izay madinika dia madinika sady matetika dia matetika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (randran-ketsa) A mode of plaiting the hair. There are other modes in the provinces, called Randrankodidina, Randramandry, Randrambavy, Randrambalaika, Randramandady, Randramiakatra, Dandranampanga, Randrankirondro.) [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24