Teny iditra ranga
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitsangana, toy ny sofin'ampondra
¶ Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy nahazo ilay vola roa hetsy tamin'ny loteria
¶ (tendrombohitra, hazo) Avo, tazandavitra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ranga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazam-bahy fanao fanafody ho an'ny olona tera-bao. [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra ranga
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a hard-wooded tree. Ockna sp. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Ockna

Teny iditra ranga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Ditin-kazo fotsifotsy eny amin' ny rantsankazo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2013/09/23