Teny iditra rangaina (ranga)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy ("rangavina" no fahita matetika kokoa) Takarina, tratrarina, ka izay farany avo takatry ny tanana atsangana mihoatra ny loha no lazaina amin' izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be attended to, to be reached with little effort; to be sought after, but with pain and hesitation, as of work not liked; as high as the hand can reach [Richardson 1885]
Haiendriteny 
rangaina
rangaiko
rangainao
rangainy
rangaintsika
rangainay
rangainareo
rangain'
rangain-
rangaim-
rangai-
norangaina
norangaiko
norangainao
norangainy
norangaintsika
norangainay
norangainareo
norangain'
norangain-
norangaim-
norangai-
horangaina
horangaiko
horangainao
horangainy
horangaintsika
horangainay
horangainareo
horangain'
horangain-
horangaim-
horangai-
rangao
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31